Vondrona Eorôpeana

(tonga teto avy amin'ny Vondrona Eoropeana)

Vondrona iraisan' ny governemanta maro ny Vondrona Eorôpeanina (VE). Misy firenena 27 ao anatiny. Voaforona tamin' ny 7 febroary 1992 izy, tamin' ny nahasoniavan' ny firenena eorôpeanina 12 ny Dinan' i Maastricht, efa mpikambana tao amin' ny CEE na EEC.

Saina ny Vondrona Eorôpeanina, nitazomin' ny fikambanana ilay saina misy kitana 12
Saritan' ny Vondrona Eorôpeanina

30,82%n' ny harin-krena faobe eto an-tany dia any Eorôpa no misy azy, io no tsena ara-toekarena ngeza indrindra eto an-tany. Firaisam-padintseranana ny Vondrona Eorôpeanina, ary misy firenena 15 nahamafy ny fiaraha-miasa ao anatin'ny fikambanana ara-bola sy ara-toekarena, ilay faritra Euro. Misy firenena mampiasa miaraka ilay vola tokana ny Euro (€)

Vaomiera eorôpeana

Tantara hanova

Ny CEE hanova

Niteraka ny CEE tamin' ny voasonia tamin' ny 25 Martsa 1957 tany Roma any amin' ny Capitole ; hita ohatran' ny tsena iraisana izy.

Jereo Koa/Amboary hanova

Rohy Ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.