Ny tendro dia mari-tsoratra manova ny sandan'ny litera iray. Ampiasaina indrindra ny tendro amin'ny zanatsoratra. Ny tendro fantatra indrindra dia ny ny tendro miraika havanana (ohatra: é) sy ny tendro miraika havia (ohatra: è) sy ary ny tendro satroka (ohatra: ê).

Jereo koa hanova