I Adolf Hitler, teraka tamin'ny 20 Aprily 1889 tany Braunau am Inn any Aotrisy (Aotrisy-Hongaria tamin'izany fotoana izany) ary maty namono-tena tamin'ny 30 Aprily 1945 any Berlin, dia mpanao politika alemana, mpamorona sy tarehin'ny nazisma, mpitondran'ny Reich Fahatelo.

Adolf Hitler

Tonga teo an-tampon' Alemaina tamin'ny alànan'i Antoko Tia-tanindrazana-sosialisty ny mpiasa Alemana (NSDAP) nalainy tamin'ny 1921, lasa chancelier-n'ny Reich isy tamin'ny 30 Janoary 1933, ary lasa filoha tamin'ny 1934 izy, lohateny navadiny ho Führer (« mpitondra »)

Zom-pirenena

hanova

Tamin'ny 1932 dia nahazo toerana ho mpiasam-panjakana tao Braunschweig i Adolf Hitler. Izany no nahafahany nahazo zom-pirenena alemà sy nirotsaka tamin’ny fifidianana tamin’ny 1932.[1]


 
N fianakavian' Adolf Hitler
  1. Menzel, die Einbürgerung Hitlers