Fanambadiana
Ny fanambadiana dia firaisana eo amin'ny olona tsirairay. Izany dia toy ny fifanarahana. Indraindray koa miantso izany fanambadiana ny olona. Matetika, mankalaza ny fanambadiany ny olona. Ny lanonana dia matetika antsoina hoe fampakaram-bady.