Distrikan' i Midongy-Atsimo

(tonga teto avy amin'ny Midongy Atsimo)

Ny Distrikan' i Midongy-Atsimo dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana eto Madagasikara ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa. Misy kaominina enina mizara folontany maromaro io distrika io:

  • Andranolalina (Ampatramary, Mahasoa Analatelo, Haramanga, Ambararata, Anevandava, Ampatranila, Antanambao, Antanandava, Ankazovelo, Ambasohihy, Ampasy, Ankazomanga, Bemahala, Mahazoarivo, Nanatotsikora, Telorano, Voanana);
  • Ivondro (Ampasy, Analaiva, Ankarindro, Benonoka, Lavaraty, Mahazoarivo, Makojano, Sahatsoro);
  • Nosifeno (Amboniasy, Ankarinoro, Beharena, Bekofafa, Manombo, Maroangaty, Milahila, Morondava, Nanarena, Vohimanoro;
  • Soakibany (Amboangy, Ambodijoho, Anezandava-Est, Antaramiery, Bearaotra, Fasikendry, Mahasoa);
  • Zara Maliorano (Ambodisahy, Ankalatany, Beharena, Bevaho, Mahabe, Marovovo, Mikaiky, Sahanety, Tsararano).
Distrikan' i Midongy

Jereo koa hanova

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana

Ireo faritra ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa