Itomampy dia renirano manompo an' i Mananara, mirefy 150 km, izay mipoitra ao amin' ny ilany atsinanan' i Vohimainty (Angolohoma), mikoriana avy atsimo mianavaratra ka manondraka an' i Befotaka sy an' i Midongy Atsimo, ary mihaona amin' i Menarahaka sy Ionaivo izay samy miara-mivarina any amin' ny ony Mananara rehefa ay nizotra mianatsimo-atsinanana.

Jereo koa hanova