Distrikan'i Vangaindrano

Ny Distrikan' i Vangaindrano dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana eto Madagasikara ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa. Ahitana kaominina miisa 28 ao amin' io distrika io.

Jereo koaHanova

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-AtsinananaHanova

Ireo faritra ao amin'ny Faritanin'i FianarantsoaHanova