Amerika Afovoany

++++++I Amerika Afovoany dia andilan-tany mampitohy an'i Amerika Avaratra sy i Amerika Atsimo. Ny fahasamihafana misy eo amin'ny sisin-tany ara-jeôgrafia sy ny sisin-tany ara-politika, ary ny tantaran'ny fanjanahan-tany sy ny fisiam-pitoviana sy fahasamihafana ara-kolontsaina ao amlin'io faritra io dia manovaova ny famaritrana an'i Amerika Afovoany arakaraka. Araka ny famaritana azy mahazatra ny maro dia ahitana ireto firenena ireto ny ao Amerika Afovoany: i Goatemala, i Belizy, i Hôndorasy, i Salvadôro, i Nikaragoa, i Kôsta Rika ary i Panama. Azo atambatra amin'ireo tany ireo ny nosy Antilia (ahitana an' i Kioba).

Central America (orthographic projection).svg

Firenena ao Amerika AfovonyModifier

Jereo koaModifier

Ireo kôntinentaModifier

Faritra ao AmerikaModifier