Arjentina
((es)) | |||||
((es)) | |||||
Repoblika Arjentina ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Anatin'ny Firaisana ary ny Fahafahana | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny Espaniola1 | ||||
Renivohitra | Buenos Aires 34°37′S 58°21′W / 34.617°S 58.350°W | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Buenos Aires | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Federaly Alberto Fernández | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 8 2 766 8902 km² 1,1 | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 31 40 677 348 mpo. 14 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Arjentina | ||||
IDH (2007) | (mitombo) 0,866[1] (ambony) faha-47 | ||||
Sandam-bola | Peso arjentina (ARS )
| ||||
Faritr'ora | UTC -3. amin'ny andro fahavaratra UTC-2 (tsy manerana ny firenena) | ||||
Hiram-pirenena | Himno Nacional Argentino | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+54
|
I Arjentina na Arzantina na Repoblika Arjentina na Repoblika Arantika dia firenena iray izay mivelatra eo amin' ny faritra atsinanan' ny tanjona atsimon' i Amerika Atsimo. Ny renivohiny dia i Buenos Aires ary ny firenena manodidina azy dia i Silia ao andrefana, i Bôlivia sy i Paragoay ao avaratra, i Brezila sy i Orogoay ao avaratra-atsinanana. Ny velarany dia 2 791 810 km2 ary ny mponiny dia eo amin' ny 46 tapitrisa tamin' ny taona 2022. Tsy manana fiteny ôfisialy i Arjentina nefa ny fiteny espaniôla no fitenin' ny maro anisa.

Atao hoe Argentina na República Argentina ity firenena ity amin' ny teny espaniôla.
Manana velaran-tany malalaka midadasika (izay atao hoe Pampa) i Arzantina. Ny fambolena no iompanan' ny toekareny.
Nifandimbiasan' ny firenena eorôpeana maro nozanahina i Arzantina nanomboka tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-16, ka ny tena naharitra sady farany dia ny Espaniôla. Tamin' ny taona 1806 dia nandroaka ny tafika britanika avy ao an-tanànany ny vahoaka tao Buenos Aires. Izany no fiandohan' ny fizorana mankany amin' ny fahaleovan-tena, fahaleovan-tena azo sy nambara tamin' ny taona 1816. Tamin' ny taonjato faha-20 dia fitondrana entina miaramila nifandimby sy nanjakan' ny jadona no nitantana an' ilay firenena talohan' ny hiverenana indray amin' ny demôkrasia tamin' ny taona 1983.
Jereo koa hanova
Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity -Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela
Kôntinenta eto an-tany
Rohy Ivelany hanova
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Argentina |
- sokajy Arjentina ao amin'ny dmoz
- ((es)) ((en)) Tranonkala ofisialy
- ((es)) E-Books en Relaciones Internacionales Archived Janoary 24, 2010 at the Wayback Machine
Tsiahy hanova
|