Fiteny fola
Ny fiteny fola na fiteny polo na fiteny peola na fiteny folany dia fiteny ao Afrika Andrefana, ao amin' ny firenena sy fanjakana hita manamorona ny reniranon' i Senegal harany amin' ny an' i Nily, firenena miisa roapolo any ho any, ka anisan' izany i Senegaly, i Malỳ, i Maoritania, i Gambia, i Ginea, i Kamerona, i Nizera, i Borkina Fasô, i Tsady, i Nizeria, i Ganà, i Siera Leôna, ary i Sodàna.
Jereo koa Hanova
Fiteny be mpampiasa ao Afrika
Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.