Helodranon' Ambaro

Ny Helodranon' Ambaro dia helodrano ao amin' ny morontsiraka avaratra-andrefan' i Distrikan' Ambilobe, Faritra Diana, Madagasikara, anisan' ny lakandranon' i Môzambika. 10 ka hatramin' ny 15 m ny halaliny ary feno honko. Toeram-ponenan' ny makamba ny rano ao aminy, indrindra fa ny makamba fotsy indiana (Penaeus indicus). 1400 taonina no jono isan-taona ao amin' io helodrano io. Ny sakeli-dranony dia ny renirano Ifasy sy Ambazoana izay manondraka velaran-tany 2 522 km².

Nosy hanova

Renirano hanova

Ifasy sy Ambazoana.

Jereo koa hanova