Helodranon' Ampasindava
Ny Helodranon' Ambasindava dia helodrano any amin' ny morontsiraka avaratra-andrefan' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Diana, Distrikan' Ambanja, anisan' ny Lakandranon' i Môzambika. Ao amin' io helodrano io ny vavan' ny reniranon' i Sambirano. Faritry ny: 428 km².[1]