Distrikan' Ambanja
Ny Distrikan' Ambanja dia distrika ao amin' ny Faritra Diana ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana. Ahitana kaominina miisa 18 ity distrika ity ary manana velaran-tany mirefy 6 328 km².

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ambanja:
- Ambalahonko
- Ambanja
- Ambodimanga
- Ambohimarina
- Ankatafa
- Ankingameloko
- Anorotsangana
- Antafiambotry
- Antranokarany
- Antsahabe
- Antsakoamanondro
- Antsatsaka
- Antsirabe
- Benavony
- Bemanevika Est
- Bemaneviky Ouest
- Djangoa
- Maevatanana
- Maherivaratra
- Marotolana
- Marovato
Jereo koa Hanova
Ireo distrika ao amin' ny Faritra Diana: