Faritra Diana

(tonga teto avy amin'ny Diana)
Faritra Diana
- Madagascar-Diana Region.png
Fianarana no lova tsara
Firenena Flag of Madagascar.svg Madagasikara
Faritany Antsiranana
Renivohi-paritra Antsiranana
Distrika Tsy fantatra
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 19 266 km2
Isam-ponina 719 000 mpo.
Hakitroky ny mponina 37,32 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny faritra Diana dia faritra any avaratra amin' i Madagasikara ao amin' ny Faritanin' Antsiranana, izay fikambanan' ny distrikan' i Diego I sy II, Ambilobe, Nosy-Be, ary Ambanja.

Distrika ao amin' io faritra io:

Jereo koaHanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron'i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.