Faritra Melaky

(tonga teto avy amin'ny Melaky)
Faritra Melaky
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Mahajanga
Renivohi-paritra Maintirano
Distrika 5
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 38 852 km2
Isam-ponina (2014) 297 446 mpo.
Hakitroky ny mponina (2014) 7,66 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny Faritra Melaky dia faritra ao andrefana amin' i Madagasikara, tafiditra ao anatin' ny faritanin' i Mahajanga.

Jeôgrafia hanova

Faritra efatra no mifanolobodirindrina amin' ny faritra Melaky: i Boeny  no ao avaratra, i Betsiboka sy i Bongolava no ao atsinanana, i Menabe no ao atsimo.

Ny fitantanana hanova

Mizara ho distrika dimy ny faritry Melaky ary i Maintirano no renivohitry ny faritra.

Ny lova voajanahary hanova

Jereo koa hanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany hanova

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.