Brezila
República Federativa do Brasil ((pt)) | |||||
((pt)) | |||||
Repoblika Federalin'i Brezila ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Ordem e Progresso Malagasy : « Fandriam-pahalemana sy Fandrosoana » | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny Portogey | ||||
Renivohitra | Brasília | ||||
Tanàna ngeza indrindra | São Paulo, Rio de Janeiro | ||||
Fitondrana sy governemanta - filoha |
Repoblika federaly Michel Temer | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 5 8 547 877(IBGE) km² 0,65 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2009) - hakitroka |
faha 5 191 043 661 mpo. 21,6 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Brezilianina | ||||
IDH (2007) | ▲ 0,807 (ambony) faha 70 | ||||
Sandam-bola | Real (BRL )
| ||||
Faritr'ora | UTC -2 hatramin'i -4 | ||||
Hiram-pirenena | Hino Nacional Brasileiro | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+55
|
Ny Brezila (Brasil amin'ny teny portogey), na Repoblika Federalin'i Brezila, dia firenena ngeza indrindra ary mivelatra indrindra an'i Amerika latina. Miaraka amin'ny velarantany 8 547 400 km² sy miaraka amin'ny isa-mponina maherin'ny 190 tapitrisa, io ny firenena fahadimy amin'ny lafin'ny velarantany sy amin'ny lafin'ny isa-mponina. Amin'ny 2008, ny Brezila dia hery ara-piharian-karena faha 11 manana PIB 1 572 839 Md USD, eo aorian' Espaina na 2,42%-n'ny PIB-n'izao tontolo izao. Azy ny antsasaky ny velaran'i Amerika Atsimo ary mizara sisin-tany amin'ny firenena rehetra ao Amerika Atsimo afa-tsy i Silia sy ny Ekoadora.
Ny Brezila dia zanatany portogey voalohnay mandritry ny taonjato maro, ankehitriny, io irery no lovan'ny Portogaly any amerika, amin'ny fisehon'ny kolontsaina sy ny teny ofisialy, ny teny portogey.
Firenena katôlika sy miteny portogey ngeza indrindra, mpikambana ao amin'ny CPLP izy. Ny fiteny portogey dia teny voalohany any Amerika Atsimo noho ny demôgrafia brezilianina.
JeografiaHanova
Ny faritra AvaratraHanova
Ny faritra AtsimoHanova
Ny faritra Atsimo AtsinananaHanova
Ny faritra Afovoany AndrefanaHanova
TantaraHanova
Biby sy zavamaniryHanova
Fandringanana ny alaHanova
Fizarana ara-pandraharahanaHanova
toe-karenaHanova
DemografiaHanova
FinoanaHanova
KolontsainaHanova
Fiara-moninaHanova
Fanatanjahan-tenaHanova
Jereo koaHanova
Rohy ivelanyHanova
- ((pt))((es))((en)) Portal-n'ny governemanta brazilianina
- ((fr)) Ambasadin'ny Brazila any Paris
- ((pt)) Comunidade França-Brasil
- ((es))((en))Centro Argentino de Estudios Internacionales, e-books