Tandrok' Osy (fanandroana)

Ny Tandrok' Osy na Adijady no vintana fahafolo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka sy amin' ny fanandroana malagasy manara-bolana. Ny Mpitifitra Tsipìka no eo alohany ary ny Mpitondra Rano no manaraka azy.

Ny evan'ny Tandrok' Osy
Sary maneho ny Tandrok' Osy
Antokon-kintan'ny Tandrok' Osy

Ny antokon-kintana Adijady sy ny zôdiaka hanova

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Tandrok' Osy dia eo amin' ny 19 Janoary hatramin' ny 15 Febroary. Eo amin' ny 15 Janoary hatramin' ny 14 Febroary ny fari-potoan' ny Tandrok' Osy araka ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 21 Desambra hatramin' ny 20 Janoary kosa izany ao amin' ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa hanova

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: