Fanandroana miankina amin' ny zôdiaka mikisaka
(tonga teto avy amin'ny Zodiaka mikisaka)
Ny fanandroana miankina amin'ny zodiaka mikisaka dia ilay fanandroana mahazatra ny Tandrefana, izay tsy manaraka ny fihodin'ny kintana intsony fa manaraka ny fizaran-taona ka tsy mitovy amin'ny hafainganam-pihodinan'ny zodiakan-kintana sady tsy mifanaraka amin'ny antokon-kintana mitovy anarana aminy.
Inty ny fafana maneho ny fahasamihafan'ny zodiakan-kintana sy ny zodiaka mikisaka:
Anarana | Eva | Zodiaka mihodina | Antokon-kintana | Zodiakan-kintana |
Aries (Alahamady) | ♈ | 21 Marsa - 20 Avrily
(31 andro) |
18 Avrily - 13 Mey
(25,5 andro) |
15 Avrily - 15 Mey |
Taurus (Adaoro) | ♉ | 21 Avrily - 20 Mey
(31 andro) |
13 Mey - 21 Jona
(38,2 andro) |
16 Mey - 15 Jona |
Gemini (Adizaoza) | ♊ | 21 Mey - 21 Jona
(31 andro) |
21 Jona - 20 Jolay
(29,3 andro) |
16 Jona - 15 Jolay |
Cancer (Asorotany) | ♋ | 22 Jona - 22 Jolay
(31 andro) |
20 Jolay - 10 Aogositra
(21,1 andro) |
16 Jolay - 15 Aogositra |
Leo (Alahasaty) | ♌ | 23 Jolay - 22 Aogositra
(31 andro) |
10 Aogositra - 16 Septambra
(36,9 andro) |
16 Aogsitra - 15 Septambra |
Virgo (Asombola) | ♍ | 23 Aogositra - 22 Septambra
(31 andro) |
16 Septambra - 30 Oktobra
(44,5 andro) |
16 Septambra - 15 Oktobra |
Libra (Adimizana) | ♎ | 23 Septambra - 22 Oktobra
(30 andro) |
30 Oktobra - 20 Novambra
(21,1 andro) |
16 Oktobra - 15 Novambra |
Scorpio (Alakarabo) | ♏ | 23 Oktobra - 22 Novambra
(31 andro) |
20 Novambra - 29 Novambra
(8,4 andro) |
16 Novambra - 15 Desambra |
Ophiuchus | 29 Novembra - 18 Desambra
(18,4 andro) |
|||
Sagittarius (Alakaosy) | ♐ | 23 Novembra - 21 Desambra
(29 andro) |
18 Desambra - 20 Janoary
(33,6 andro) |
16 Desambra - 14 Janoary |
Capricornus (Adijady) | ♑ | 22 Desambra - 20 Janoary
(30 andro) |
20 Janoary - 16 Febroary
(27,4 andro) |
15 Janoary - 14 Febroary |
Aquarius (Adalo) | ♒ | 21 Janoary - 19 Febroary
(30 andro) |
16 Fenroary - 11 Marsa
(23,9 andro) |
15 Febroary - 14 Marsa |
Pisces (Alohotsy) | ♓ | 20 Febroary- 20 Marsa
(29 na 30 andro) |
11 Marsa - 18 Avrily
(37,7 andro) |
15 Marsa - 14 Avrily |
TOTALY | 365 na 366 andro | 366 andro |