Ny fiteny iôroba dia fiteny ao Afrika Andrefana isan'ny vondrom-piteny iôroboida. Isan' ny fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley io vondrom-piteny io. Ao Nizeria no tena maro olona miteny iôroba.

Fiteny iôroba

Jereo koa

hanova

Fiteny be mpampiasa ao Afrika

hanova

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.