Fiteny bete
Ny fiteny bete dia fiteny afrikana tenenin' ny vahoaka bete ao amin' ny faritra atsimo-andrefana sy afovoany-andrefana ao Kôtidivoara.
Jereo koaHanova
Fiteny be mpampiasa ao AfrikaHanova
Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.