Fiteny lingala

Ny fiteny lingala dia fiteny banto tenenina ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô sy ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô. Misy 15 tapitrisa eo ho eo ny mpiteny lingala izay nobeazina tamin' io fiteny io, fa ny mpiteny lingala dia miisa 20 tapitrisa any ho any.

Jereo koaHanova

Fiteny be mpampiasa ao AfrikaHanova

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola, frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.