I Afrika Afovoany dia faritra ao Afrika ahitana ny tapany atsimon' i Sahara sy ny tapany atsinanan' ny Ampinga Andrefana Afrikana ary ny Lohasahan' ny Hantsana Lehibe.

Sarintany maneho an' i Afrika Afovoany

Ireto avy ireo firenena sy tany voatanisa matetika ao Afrika Afovoany: i Angôla, i Kamerona, i Gabôna, i Ginea Ekoatôrialy, ny Repoblikan' i Afrika Afovoany, ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, ny Repoblikan' i Kôngô, i Saô Tôme e Prinsipe ary i Tsady. I Malaoy sy i Zambia ary i Zimbaboe koa dia matetika heverina ho isan' i Afrika Afovoany. I Borondy sy i Roanda koa dia indraindray heverina ho isan' i Afrika Afovoany.

Jereo koa hanova

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa: