Distrikan'i Vatomandry

Ny Distrikan'i Vatomandry dia distrika ao amin'ny tapany atsinanan'i Madagasikara, ao amin'ny Faritra Atsinanana, ao amin'ny Faritanin'i Toamasina. Ahitana kaominina miisa 17 ny ao.

Jereo koaModifier

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Atsinanana: