Ny zoro mitsoko na zoro anatiny dia zoro manana refy eo anelanelanen' ny 0° sy 180°. Karazana zoro mitsoko ny zoro mahitsy (90°) sy ny zoro filo (eo anelanelan'ny 0° sy 90°) ary ny zoro dombo (eo anelanelan' ny 90° sy 180°).

Jereo koa hanova