Tana (jeômetria)
Ny tana dia ny tsipika avy eo afovoan' ny faribolana mankany amin' ny hodidiny. Araka izany, ny tanan' ny bola dia ny tsipika avy eo amin' ny afovoan' ilay bola mankany amin' ny velarany.
Ny fifandraisana ara-drefin' ny tanam-paribolana amin' ny hodidiny dia:
Fikajiana ny tanaHanova
Mba hahafana mikajy ny tanan' ny faribolana manalo amina , dia azo ampiasaina manaraka :
dia ny zoro