Lafy (jeômetria)

Ny lafy dia ny tsirairay amin' ny kantsana na antsasa-kitsy mamorona ny endrika ara-jeômetria toy ny telolafy, ny efamira, ny efadafy, ny mahitsizoro, sy ny hafa koa.

Jereo koaModifier