Ny efamira dia marolafy misy lafy efatra mitovy ary zoro mahitsy efatra (90°).
Raha t no iantsoana ny halavan' ny lafy iray. Ny refin'ny manodidina P:
Ny velarana A dia ny halavan' ny lafy iray toradroa: