Efadafy
Ny efadafy na efajoro dia ny sary ara-jeômetria rehetra misy lafy efatra, toy ny efamira, ny mahitsizoro, ny roazodafy ary ny miraefadafy sy ny hafa maro.