Jeômetria
Ny jeômetria dia sampan' ny matematika mandinika ny endrika anaty habaka manana "dimension" telo (jeômetria eoklidiana) ary, hatry ny taonjato faha-18, ny endriky ny habaka hafa (jeômetria fanipazana, jeômetria tsy eoklidiana, ohatra). Nivadika ho sampan'ny matematika mizakatena ny fomba fandinihana ny endriky ny habaka toy tôpôlôjia na ny jeômetria aljebrika.
Jereo koaHanova
- Biloka (jeômetria) - Bola (jeômetria) - Efamira - Efadafy - Faribolana - Hitsy - Ivo (jeômetria) - Kantsana - Kapila (jeômetria) - Lafy (jeômetria) - Lemaka (jeômetria) - Mahitsizoro - Marolafy (jeômetria) - Miraefadafy - Savaivo - Tana (jeômetria) - Teboka (jeômetria) - Telolafy - Tsipika - Varingarina - Velarana - Zoro.