Ny mahitsizoro dia efadafy manana zoro mahitsy (90°) efatra sy lafy efatra mifanatrika sy mitovy halava tsiroaroa (lavany (L) roa sy sakany (l) roa) amin' ny ankapobeny. Mahitsizoro miavaka ny efamira izay manana lafy efatra mitovy tanteraka.

Mahitsizoro

Raikipohy hanova

  • Manodidina ny mahitsizoro: P = (L+l)*2
  • Velaran' ny mahitsizoro: A = L*l

Jereo koa hanova