Varingarina

Ny varingarina dia endrika ara-jeômetria manana velarana foronina hitsy mirazotra, ka ny tena fantatra dia ny varingarina manana fototra faribolana atao hoe "varingarina tsy mivadi-pihodinana".

Karazana varingarina mahitsy

Jereo koaHanova