Teboka (jeômetria)

Ny teboka dia ny singa farany kely indrindra ao amin' ny erana ara-jeômetria, izany hoe toerana tsy azo anavahana toerana hafa afa-tsy izy ihany, izay tsy manana na halava na sakany na hatevina.

Teboka vitsivitsy (miloko mena) ao amin' ny erana eoklidiana

Jereo koa

hanova