Lemaka (jeômetria)

jeômetria

Amin' ny jeômetria, ny lemaka dia velarana fisaka tsy voafetra, izay ahitana firesahana fandaharan-teboka, zoro ary elanelana, ary ny lemaka dia ahitana teboka, hitsy, faribolana ary endrika ara-jeômetria hafa koa.

Ampahan-demaka telo mirazotra

Jereo koa hanova