Vondrom-piteny papoa
Ny fiteny papoa dia vondrom-piteny ao amin'ny tapany anrefan'ny Oseana Pasifika sady tsy fiteny aostroneziana no tsy fiteny aostraliana. Tsy mpihavana ny fiteny ao amin'io vondrona io ka tsy mamorona fianakaviam-piteny. Ny faritra misy olona miteny amin'ny fiteny papoa dia ny ao Ginea Vaovao sy ny nosy manakaiky azy (Britaina Vaovao, Irlandy Vaovao, Yapen sy Biak) ary ny ampahany sasany amin'i Indonezia atsinanana (Alor, Halmahera, Timor). Ny fanasokajiana ny vahoava papoa, izay avahana amin'ny Melaneziana, dia naroso ka notondroin'i Sidney Herbert Ray toy izany tamin'ny taona 1892.
Jereo koaHanova
Fiteny mifanakaiky ara-jeôgrafia amin' ny fiteny papoaHanova
Fianakaviam-piteny lehibeHanova
- Fianakaviam-piteny afrô-aziatika
- Fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley
- Fianakaviam-piteny nilô-sahariana
- Fianakaviam-piteny indô-eorôpeana
- Fianakaviam-piteny oraliana
- Fianakaviam-piteny dravidiana
- Fianakaviam-piteny sinô-tibetana
- Fianakaviam-piteny aostrôaziatika
- Fianakaviam-piteny aostrôneziana
- Fianakaviam-piteny hmông-miena
- Fianakaviam-piteny tay-kaday
- Fianakaviam-piteny japônika
- Fianakaviam-piteny na-dene
- Fianakaviam-piteny eskimô-aleota