Vondrom-piteny any Andamàna

Ny fiteny any Andamàna dia vondrom-piteny ao amin' ny nosy Andamàna ao atsimo atsinanan' i India, atsinanan' i Srilanka, andrefan' i Birmania, nampidirin' ny mpahay teny ao amin' ny fianakaviam-piteny iray tenenin' ny tompon-tany andamaney. Misy vondrona roa ao amin' izany fianakaviam-piteny izany, dia ny fiteny andamaney lehibe sy ny fiteny andamaney avaratra (atao hoe fiteny ônge-jaraoà, mba tsy hisian' ny fampifangaroana azy amin' ny sampan' ny fiteny andamaney lehibe any avaratra).

Toerana misy ny ireo nosy Andamàna
Andaman and Nicobar Islands in India.png
Andamaney Lehibe

Jereo koaHanova

Fianakaviam-piteny lehibeHanova

Vondrom-pianakaviam-pitenyHanova

VahoakaHanova