Fitenin'ny tompon-tanin'i Aostralia

Ny fitenin'ny tompon-tanin'i Aostralia dia vondrom-pianakaviam-piteny maro miampy fiteny manirery maro ao Aostralia sy ny nosy manodidina, afa-tsy i Tasmania. Tsy fantatra mazava ny fifandraisan'ireo fiteny ireo.

Tahan'ny mponina miteny amin'ny fiteny aostraliana

Ny ankamaroan'ny fitenin'ny tompon-tanin'i Aostralia dia azo avondrona anatin'ny fianakaviam-piteny pama-niongàna, izay ahitana ny 90%n'ny velaran-tanin'i Aostralia. Ny sisa hafa dia mitsinjara amin'ny fianakaviam-piteny miisa 27 izay hita any amin'ny faritra farany avaratra.

Jereo koaHanova

Fianakaviam-piteny lehibeHanova

Vondrom-pianakaviam-pitenyHanova