Trondro (fanandroana)

Ny Trondro na Alohotsy dia vintana faharoa ambin' ny folo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Mpitondra Rano no eo alohany ary ny Ondrilahy no manaraka azy.

Ny evan' ny Trondro
Antokon-kintan' ny Trondro

Ny antokon-kintana Hazandrano sy ny zôdiaka

hanova

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny antokon-kintana Trondro dia amin' ny 12 Marsa hatramin' ny 18 Avrily. Eo amin' ny 15 Marsa hatramin' ny 14 Avrily ny fari-potoan' ny Trondro ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 20 Febroary hatramin' ny 20 Marsa kosa izany ao amin' ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa

hanova

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: