Hanokatra ny renilisitra

I Tola na Tôlà dia mpitsara tao Israely izay nandimby an'i Abimeleka mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. Tôlāʻ (תּוֹלָע) no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 23 taona i Tola, araka ny Bokin'ny Mpitsara (Mpit. 10:1-2.). I Jaira no mpitsara nandimby azy.

Jereo koa:Hanova

Mpitsara lehibeHanova

Mpitsara madinikaHanova

Mpitsara hafaHanova

Fifandimbiasan'ny mpitsaran'i Israely:Hanova

Otniela - Ehoda - Samgara - Debora (vehivavy) - Gideona - Abimeleka - Tola - Jaira - Jefta - Ibzana - Elona - Abdona - Samsona - Ely - Samoela.