I Elôna dia mpitsara tao Israely avy amin' ny fokom-pirenen' i Zebolôna. Elon (אֵילֹן) no fanononana azy amin' ny teny hebreo. Ny teny grika dia manao azy hoe Αἰλώμ / Ailôm fa ny teny latina kosa manoratra azy hoe Ahialon. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny folo taona izy araka ny Bokin' ny Mpitsara (Mpit. 12.11-12) ao amin' ny Baiboly. Izy no mpitsara nandimby an' i Ibzana sady nodimbasan' i Abdôna.

Elôna

Jereo koa hanova