I Samgara na Samigary dia mpitsara ao nandimby an' i Ehoda sady nodimbiasin' i Debôra araka ny Bokin' ny Mpitsara (Mpits. 3.31) ao amin' ny Baiboly. Amin' ny teny hebreo dia שַׁמְגַּר / Shamgar no fiantsoana azy. I Anata no anaran-drainy.

I Samgara, sary tamin' ny taona 1360 (Andro Antenatenany)

Tamin' ny nahafatesan' i Ehoda dia nanao izay tsy sitrak' Andriamanitra ny Zanak' i Israely ary voageja teo ambany ziogan' ny Filistina. Nahafaty Filistina eninjato tamin' ny fanindroman' omby sady nanafaka ny Zanak' i Israely i Samgara, tamin' ny fotoana naha mpitsara azy.

Jereo koa hanova