I Abdôna na Habdôna dia mpitsara teo amin' i Israely. Aḇdōn (עַבְדּוֹן) no fanononana io anarana io amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely tanatin' ny valo taona izy araka ny Bokin' ny Mpitsara (Mpits. 12.13-15) ao amin' ny Baiboly. Izy no nandimby an' i Elôna sy nodimbasan' i Samsôna.

Jereo koa hanova