Telolafy

(tonga teto avy amin'ny Telozoro)

Ny telolafy na telozoro dia marolafy misy lafiny telo sy zoro telo. Izy io dia iray amin' ny endrika fototra amin' ny jeômetria.

Telolafy
Telolafy

Raikipohy

hanova
  • Manodidina: P = a + b + c
  • Velarana: A = (fototra*haavo)/2

Jereo koa

hanova