I Tôlà dia mpitsara tao Israely izay nandimby an' i Abimeleka mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. Tôlāʻ (תּוֹלָע) no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny 23 taona i Tôlà, araka ny Bokin' ny Mpitsara (Mpit. 10:1-2.). I Jaira no mpitsara nandimby azy.

Jereo koa hanova