Participe présent

Ny participe présent dia endriky ny matoanteny ao amin' ny fitsipiteny frantsay, atao hoe ova-matoanteny (mode participe), izay indraindray afaka miasa toy ny mpamaritra na anarana na ny tambinteny no sady anisan' ny endriky ny fanehoan-javatra tsy efa (izay ifanoherany amin' ny participe passé). Tsy mety ialohavan' ny mpampiankin-teny afa-tsy ny "en" izy (izay iforonan' ny atao hoe gérondif). Afaka mitana ny anjara asan' ny fameno toe-javatra izy: fotoana, antony, fepetra ary fanoherana.

Jereo koa

hanova

Loharano sy fanamarihana

hanova