Participe passé
Ny participe passé dia endriky ny matoanteny ao amin' ny fitsipiteny frantsay, atao hoe ova-matoanteny (mode participe), izay matetika afaka miasa toy ny mpamaritra no sady anisan' ny endriky ny fanehoan-javatra efa (izay ifanoherany amin' ny participe présent). Afaka mitana ny anjara asan' ny fameno toe-javatra izy: fotoana, antony, fepetra ary fanoherana. Io endriky ny matoanteny io ialohavan' ny matoanteny mpanampy no mamorona ny filazam-potoana efa sy ny fitodika iharana ao amin' ny fiteny frantsay.
Jereo koa
hanova- Filazam-potoana ao amin' ny filaza tsotra (mode indicatif) ao amin' ny fitsipiteny frantsay: présent de l'indicatif, passé composé, imparfait de l'indicatif, passé simple, plus-que-parfait de l'indicatif, passé antérieur, futur simple, futur antérieur, futur simple du passé, futur antérieur du passé.
- Filazam-potoana ao amin' ny filaza ifampiankinana (mode subjonctif) ao amin' ny fitsipiteny frantsay: subjonctif présent, subjonctif passé, subjonctif imparfait, subjonctif plus-que-parfait
- Filazam-potoana ao amin' ny filaza mihonohono (mode conditionnel) ao amin' ny fitsipiteny frantsay: conditionnel présent, conditionnel passé
- Filazam-potoana ao amin' ny filaza mandidy (mode impératif) ao amin' ny fitsipiteny frantsay: impératif présent, impératif passé
- Filazam-potoana ao amin' ny filaza tsy mitanisa (mode infinitif) ao amin' ny fitsipiteny frantsay: infinitif présent, infinitif passé
- Filazam-potoana ao amin' ny ova-matoanteny (mode participe) ao amin' ny fitsipiteny frantsay: participe présent, participe passé