Ibzana

(tonga teto avy amin'ny Ibtsana)

I Ibzana na Ibtsàna dia mpitsara tao Israely. Iḇṣān (אִבְצָן‎) no fiantsoana azy amin' ny teny hebreo. Ny teny grika manao azy hoe Ἀβαισσάνn / Abaissanê fa ny teny latina kosa Abesan. I Betlehema any Galilea no fiaviany, araka ny Bokin' i Jôsoa (Jôs. 19.10-15). Nandimby an' i Jefta izy ka nitsara nandritra ny fito taona, araka ny Bokin' ny Mpitsara (Mpit. 12.18-10). I Elôna no nandimby azy.

I Ibzana

Jereo koa hanova