I Betlehema dia tanàna any Israely, miorina tokony ho folo kilometra ao atsimon'i Jerosalema. Ny Kristiana dia mihevitra azy ho ny tanàna nahaterahan'i Jesoa.

Mitsaoka an'i Jesoa Zaza ireo Magy, nataon'ireo Limbourg brothers
Lalana ao amin'ny tanànan'i Betlehema ankehitriny

Jereo koa:Hanova