Faritanin' i Toamasina

(tonga teto avy amin'ny Faritanin'i Toamasina)

Ny Faritanin' i Toamasina dia iray amin' ireo faritany enina eto Madagasikara, izay manana velarana 71 911 km2. Misy mponina miisa 3 438 275 io faritany io tamin' ny taona 2011. Ny tanànan' i Toamasina no renivohiny.

Madagascar - Toamasina.svg

Tsy vondrom-paritra intsony ny faritany taorian' ny fanavaozana ny lalàm-panorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra. Misy faritra miisa telo ny ao amin' ny Faritanin' i Toamasina, dia ireto avy:

Misy distrika miisa valo ambin' ny folo ny ao amin' ny Faritanin' i Toamasina, dia ireto avy:

Jereo koaHanova

Faritany eto Madagasikara: