Distrikan' Amparafaravola

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Amparafaravola)

Ny Distrikan'Amparafaravola dia distrika ao amin'ny tapany avaratra atsinanan'i Madagasikara, ao amin'ny Faritra Alaotra-Mangoro, Faritanin'i Toamasina.

Jereo koaHanova

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Alaotra-Mangoro: