Distrikan'i Vohibinany

Vohibinany (Brickaville)
Fivelarana NC
Renivohi-paritra Vohibinany
Isa ny kaominina 17
Firenena Madagasikara
Faritany Toamasina, Atsinanana

Ny Distrikan'i Vohibinany na Brickaville dia distrika ao amin'ny tapany atsinanan'i Madagasikara ao amin'ny Faritra Atsinanana, ao amin'ny Faritanin'i Toamasina. Manana velaran-tany 5 385 km2 io distrika io, ka 24%n'ny valaran'ny Faritra Atsinanana izany. Ahitana kaominina 17 ny ao, dia i Brickaville, Ambalarondra, Ambinaninony, Ambohimanana, Ampasimbe, Andekaleka, Andovoranto, Anivorano Est, Anjahamana, i Fanasana, i Fetraomby, i Lohariandava, i Mahatsara, i Maroseranana, i Ranomafana Est ary Razanaka et Vohitanivona. Miisa 180 ny fokontany ao aminy.

Rianila Ampasimanolotra

Kaominina hanova

Oni hanova

Jereo koa hanova

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Atsinanana: